Buy real YouTube subscribers. Best price and warranty.
Get Free YouTube Subscribers, Views and Likes

ALEFA MADA - TUTO COMMENT FAIRE DU CHARBON BIO ?

Follow
ALEFA MADA

Dans ce premier épisode de "Alefa Mada", nous vous emmenons au centre Akany Avoko Ambohidratrimo qui accueille des jeunes filles victimes de violences placées par l'Etat. Ce centre fait de nombreuses initiatives en faveur de l'environnement et pour être autonome financièrement, et notamment la fabrication de charbon écologique.

Amin'ity fandaharana voalohany alefa mada ity dia tany amin'ny ankany avoko ambohidratrimo izahay. Toerana izay mandray ireo zazavavy voapetrakin'ny fanjakana nohon'ny zavatra nataony na nahazo azy. Manatanteraka hetsika manodidina ny tontolo iainana ary koa mba ho mahaleontena ara bola ny ankany. Amin'ty indray mitoraka ity eo amin'ny harona fandrehitra.

posted by Ihlazokr